Eto no ahitanao ireo boky nosoratan-dRtoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina Ravaomalala, manambatra fahalalana lalina, fahaiza-manao ary fitiavana ny teny Malagasy sy ny Kabary, lova sarobidy tsy azo hohadinoina. Asa soratra manome endrika ny kolontsaina, manaitra saina amin’ny fanabeazana, ary manasongadina ny maha-olona amin’ny endriny manetry tena sy manan-danja. Jereo, jifao, vakio, dia ho tsapanao ny hery sy aingam-panahy ary fahalalana entiny ho anao.
Vidiny : 15€
Vidiny : 15€
Vidiny : 15€
Vidiny : 20€
Vidiny : 20€
ANDRIAMBOAVONJY
Hanitriniaina Ravaomalala
Mpikabary - Mpanoratra kabary - Mpandrindra lanonana